|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  taniravo
Singan-teny  2  tany, ravo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.78] [Taisaka] tanimanga, tany mora
5  [1.1] tany fotsifotsy ampiasaina handalorana
Fanazavàna teny anglisy  6  [1.2][tany ravo] white earth, whitening. It consists of decayed felspar, and is a kind of kaolin
7  [1.42] chalk
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3] terre blanche qui sert à blanchir les maisons et qu'on met parfois sur le front ou ailleurs par superstition
Ohatra  9  Voanjo, ny voa ny totoina endasina, asiana taniravo, dia atentina amy ny kifongo. [2.48]
10  toa taniravo fatra-pifoka rano ny fiketron' ny takodi-masony [2.470]
Voambolana  11  Haibolantany

Teny iditra (2/2)12  Taniravo
Singan-teny  13  tany, ravo
Sokajin-teny  14  anaran-tsamirery (haitoetany) [Fitanisana]
Ohatra  15  Zanaharitsimandry, any avaratr' Ambohibemasoandro an-koatra kely, any taniravo amy ny Mandiavato [2.48]
Voambolana  16  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  17  avitrano, ivarotan, naavotry, niavotra, nivarota, nivoatra, taniravo, Taniravo, tavy rano, toravina, variñato, voaranty

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03