|
|
|
|

Teny iditra1  Tankarana
Sokajin-teny  2  anaram-poko
Voambolana  3  Tantara: firenena
Fanazavàna teny malagasy  4  Foko kely amin' ny tendrony avaratr' i Madagasikara, izay mitoetra amin' ny tany manaraka ny tsipika tomandavana avy eo Ampasimena (andrefana) ka hatrany Vohemaro (atsinanana); mpiompy sy mpamboly ny Antankarana. Tanàn-dehibe: Antsiranana, Vohemaro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  those who dwell in the northern part of the island. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  tribu qui occupe le nord de l'île, suivant une ligne qui irait d'Ambato, à l'ouest, à Vohemar à l'est. Débarqués sur la côte est à une époque difficile à préciser, les ascendants de cette tribu seraient montés vers le nord dans l'Androna, puis, sous les poussées successives des Hova et des Sakalava, dans le Boina et le long de la côte nord-ouest jusque dans la presqu'île d'Ampasimena, pour s'établir en définitive aux abords des monts de l'Ankarana, d'où leur nom. C'est une peuplade d'excellents pasteurs et de cultivateurs. Ville principale: Diego-Suarez. Leur nombre s'élèverait seulement à 41 895. [1.11]7  population de l'extrême sud de Madagascar, qui habite la région délimitée par la ligne qui relie Ampasimena, à l'ouest, à Vohemar, au nord-est (villes principales: Antsiranana, Ambilobe) [1.5]
Ohatra  8  Ny taranak' Ihavimasina sy Rafonimanta nànao toko iray natao hoe Tankarana. [2.508]
9  Ny saina antankarana dia fotsy misy sarim-bolan-tsinana sy kintana enin-drantsana samy mena. [2.508]
Tsipelina hafa  10  antakarana, antakarana, antankarana, antankarana, 1, 1, 2
Singan-teny  11  t~, harana
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  13  Tenim-pirenenana

Fivaditsoratra  14  añantraka, Tankarana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/03