Teny iditra tankina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna
Lany: Tankina ny volantsika
Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko [1.1]
Ohatra ny oran-ko ritra
ny oran-ko tankina
tsy mba anjairan-tsarotro hialofana
[2.131]
Sampanteny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31