|
|
|
|

Teny iditra1  tantangindrano
Singan-teny  2  tantangina, rano
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Zavamaniry any anaty rano
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#677] plante aquatique
6  [1.196] (de tantangina et rano : eau). Nom d'une plante aquatique : Helia ulvaefolia Buchenau Ined. (Gentianaceae). Appelée Ottelia ulvifolia (Planch.) Walp. (Hydrocharitaceae) à l'époque de Grandidier. On l'employait souvent pour des maléfices. [Merina]
Voambolana  7  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/03