Teny iditra (1/2) | 1 tante |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Tanala]
harona, sobiky kely |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 tante
![]() |
Sokajin-teny | 9 anarana (vavy) |
Fanazavàna teny malagasy |
10 [1.1] anabavin-dray na rahavavin-dreny; vadin-drahalahin-dray, na anadahin-dreny |
Fanazavàna teny frantsay |
11 [1.66] nenitoa (anabavin-dray, rahavavin-dreny, vadin'ny rahalahin-dray na an'ny anadahin-dreny) |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |