Teny iditra | 1 tantinivy |
Singan-teny | 2 tanty, ivy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 tapa-damba kely voazaitra atao eo ambany saokan' ny zazakely hiaro ny akanjony amin' ny iviny raraka lava [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 bavoir [1.13] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19 |