|
|
|
|

Teny iditra1  tany betro
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.13] tany malemy lonaka apetraky ny rano na ny rivotra
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13] limon, sol limoneux, terrain limoneux
Voambolana  5  Toe-karena: fambolena
Singan-teny  6  tany, betro

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07