Teny iditra tany mandroso (tany, roso)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny firenena efa tsara toe-karena, manam-pahaizana amam-pahalalana raha jerena ny ankapoben' ny mponina ary manana olo-mahay maro [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31