|
|
|
|

Teny iditra1  taolampanavy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ireo taolana kilavalava roa somary mivolantsinana, mampitohy ny taolan-tratra amin' ny rangomaina
4  [1.13][taolam-panavy] taolana mampitohy ny taolan-tsandry amin'ny taolan'ivotratra
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2][taolam-panavy] the collar-bone.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.5, 1.13][taolam-panavy] clavicule
Voambolana  7  Haiaina

Fivaditsoratra  8  nipataloavam, taolampanavy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21