Teny iditra taolana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra mafy mampijoro ny tenan'ny olombelona sy ny biby rehetra misy hazon-damosina: ~ taolana dorana no anaovana ny ranomena. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A bone [Malay tulang]. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Os, les os des animaux, les arêtes des poissons. [Abinal 1888]
 Os [Rajaonarimanana 1995, Hallanger 1974]
Famaritana anglisy A bone. [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay os [SLP 1986]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
taolana
taolako
taolanao
taolany
taolantsika
taolanay
taolanareo
taolan'
taolan-
taolam-
taola-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 
Lahatsoratra 
Haianarantany Anaran-toerana misy ity teny taolana ity (1): Sahataolana

Teny iditra taolana
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Voany mafy hita ao anatin'ny voankazo sasantsasany, toy ny paiso, manga: ~ Taola-manga. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay Le noyau des fruits, les côtes du tabac. [Abinal 1888]
 Noyau. [Rajaonarimanana 1995]
Voambolana 
Endriteny 
taolana
taolako
taolanao
taolany
taolantsika
taolanay
taolanareo
taolan'
taolan-
taolam-
taola-

Teny iditra taolana
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay noyau ou ker [SLP 1986]
Voambolana 
Endriteny 
taolana
taolako
taolanao
taolany
taolantsika
taolanay
taolanareo
taolan'
taolan-
taolam-
taola-

2017/06/29