Teny iditra taona irỳ
Singan-teny taona ; irỳ
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tamin' ny taona talohan' ny farany tao. (Ohatra, raha taona 1974 taona ito, ny taona 1975 dia atao hoe: taona any na taona ambony na raha avy taona; ny 1973 kosa taon-dasa na taona itsỳ, ary 1972 taona irỳ) [1.1]
Fanazavàna teny frantsay [ taon' irỳ ] L'année avant-dernière [1.3]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20