|
|
|
|

Teny iditra1  tapenaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ny tapany ambony amin' ny rindrin' ny sakantrano, izay atao telozoro, ka ny lohany maranitra ambony no atao hipetrahan' ny vovonana, ary dia io tendrony maranitra io no atao hoe lohatapenaka
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the gable of a house
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] pignon d'une maison
Voambolana  6  Toe-karena: fanorenana
Kamban-teny 
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny tapenaka io

Fivaditsoratra  10  napetaka, panatake, tapenaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21