Teny iditra tapihina (tapika)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Pehina (araka ny voalaza amin' ny tapika fototeny): Nahoana no tapihinao ny vatomamy ety an-tananay nefa isika tsy niombona tapika akory [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tapihina
tapihiko
tapihinao
tapihiny
tapihintsika
tapihinay
tapihinareo
tapihin'
tapihin-
tapihim-
tapihi-
notapihina
notapihiko
notapihinao
notapihiny
notapihintsika
notapihinay
notapihinareo
notapihin'
notapihin-
notapihim-
notapihi-
hotapihina
hotapihiko
hotapihinao
hotapihiny
hotapihintsika
hotapihinay
hotapihinareo
hotapihin'
hotapihin-
hotapihim-
hotapihi-
tapiho

2010/05/14