|
|
|
|

Teny iditra1  tapikan' olona
Singan-teny  2  tapika, olona
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] olona vitsivitsy monja: Tsy misy tapikan' olona na iray akory aza, tsy misy na dia olona iray akory aza
Tsipelina hafa  5  tapikolona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12