|
|
|
|

Teny iditra1  tapiny
Sokajin-teny  2  anarana tapika sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra vitsivitsy, tsy betsaka, anatin' ny maro: Tapiny ihany no hitanay tamin' ireo tompon-tany, fa raha vao tonga izahay dia Lasa niery daholo ny ankamaroany
Singantsingany mialoha lalana ary manambara ny maro mbola eo aoriana.
Tovy hevitra  4  tapika

Fivaditsoratra  5  napiti, nitapy, pañity, patiny, pitani, pitian, tapiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31