|
|
|
|

Teny iditra (1/7)1  tara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] hatsiaka
Kamban-teny 

Teny iditra (2/7)5  tara
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.78] [Tanosy] zaran'angady, antsy, ets..
Voambolana  8  Haizavamaniry

Teny iditra (3/7)9  tara
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Taisaka] fandinihina mafy

Teny iditra (4/7)12  tara
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] Zavatra mainty madity azo avy amin' ny fisitiliana arintany, fantatra indrindra amin' ny anarana hoe godorao
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.13] goudron
Voambolana  16  Haibolantany
Tovy hevitra  17  godorao
Kamban-teny 

Teny iditra (5/7)19  tara
Sokajin-teny  20  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.1] diso fidirana, tsy tonga amin' ny fotoana fidirana: Sazin' ny mpampianatra izay mpianatra tara
tratra aoriana: Tara be ny zanakao raha 15 taona izy nefa mbola vao T5 ihany

Teny iditra (6/7)22  tara
Sokajin-teny  23  anarana
Fanazavàna teny frantsay  24  [1.196] [Mahafaly, Sakalava] Lemuropisum edule H.Perrier (Fabaceae). Arbuste ne poussant que dans les falaises calcaires du lac Tsimanampetsotsa, dans les lieux les plus arides. Extrêmement résistant à la sécheresse. Ses graines sont activement recherchées par les Lémuriens et ont une excellente valeur diététique (protéines riches en acides aminés essentiels). Nous avons déjà signalé l'intérêt de sa multiplication non seulement pour le Sud malgache mais aussi pour les zones arides en général. Voir P. Boiteau, Chronica Horticulturae, vol. 2, fasc. 3 (décembre 1962) p. 55, une figure ; et l'ouvrage collectif : Économie Malgache 1950-1960. Commissariat au Plan Tananarive 1962, p. 92.
Voambolana  25  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (7/7)27  ta
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny frantsay  29  [1.196] [Tanosy] (vient peut être de taratra : reflets de lumière ; allusion aux feuilles lisses de la plante, qui demande des expositions très ensoleillées) (accent tonique sur le second A). Boerhavia sp. (Nyctaginaceae). Herbe rampante, devenue messicole dans les jardins, à Fort Dauphin. Nom relevé par Boiteau (en 1977).
Voambolana  30  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  32  atra, tara, tarà

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/02