Teny iditra | taraikiraiky (taraiky) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Famaritana malagasy | Adaladala mitahontahona, tsy mailaka, mitavozavoza.l ¶ (ankehitriny) Mitaredretra ka tratra aoriana amin' izay atao [Rajemisa 1985] | |
Teny mitovy hevitra | taraiky | |
2012/09/11 |
![]() |