Teny iditra | 1 tarangana |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tapaka hentitra tsara: Aoka ho tapaka tangarana ny amin' iny (teny iray ihany amin' ny Tangarana fa nisy fifamadiham-baninteny) |
Ohatra |
4 Ny sandry havian' ilay mpiasa no voa ary tapaka tarangana. [2.472] |
Tovy hevitra | 5 tangarana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 7 anatranga, tangarana, tarangana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |