Teny iditra (1/2) | 1 taranja |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.62] ny singam-pampianarana atrehin' ny mpianatra ao an-tsekoly: Manavanana azy kokoa ny taranja malagasy noho ny anglisy |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.13] matière, discipline |
Voambolana |
5 Fianarana |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 taranja |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.13] taho na vahatra maniry mandry anaty tany |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.13] rhizome |
Voambolana |
15 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny |
Tovy hevitra | 16 rizôma |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/27 |