Teny iditra |
tariby
|
Singan-teny | tari- (tarika) ; -by (vy) |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Vy natao miezoezo kely toy ny kofehy na ny tady, ka ampiasaina amin' ny zavatra maro [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [tari-by] iron wire [1.2]
|
| Metal wire, iron wire, wire [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Fil de fer, fil métallique, fil de métal [1.8]
|
| Fil de fer [1.5]
|
Ohatra | Nisy tamin' ireny mbola nifatotra tady, na tariby, na rojo ny tanany.
[2.472]
|
|
Teny iditra |
tariby
(tarika, vy)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | téléphone
[1.5]
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|