Teny iditra (1/2) | 1 tariby |
Singan-teny | 2 tarika, vy |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Vy natao miezoezo kely toy ny kofehy na ny tady, ka ampiasaina amin' ny zavatra maro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [tari-by] iron wire 6 [1.7] metal wire, iron wire, wire |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8, 1.5] fil de fer 8 [1.8] fil métallique, fil de métal |
Ohatra |
9 Nisy tamin' ireny mbola nifatotra tady, na tariby, na rojo ny tanany. [2.472] |
Teny iditra (2/2) | 10 tariby |
Singan-teny | 11 tarika, vy |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.5] téléphone |
Voambolana |
14 Haitao |
Tsipelina hafa | 15 taroby |
Teny nalaina | 16 Soratra misy io teny tariby io |
Fivaditsoratra | 17 batiry, tabiry, tariby |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/15 |