Teny iditra tarifa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy [frantsay tarif] Fampisehoana indray mijery ny vidin' entana na ny ambaratongam-pahalafosan' ny sarandalana na ny hajian-ketra arakaraka ny halehibeny avy [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: tarif.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31