|
|
|
|

Teny iditra1  tarifa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [frantsay tarif] Fampisehoana indray mijery ny vidin' entana na ny ambaratongam-pahalafosan' ny sarandalana na ny hajian-ketra arakaraka ny halehibeny avy
Voambolana  4  Toe-karena: (amin' ny ankapobeny)

Fivaditsoratra  5  afatry, afitra, atrifa, faitra, farita, fatray, fitara, ifatra, tarifa

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21