Teny iditra | 1 tarigetra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra boribory fisaka toy ny vola izay apetraka lavitra hizarana mitifitra Zavatra na biby na olona kendrena hasiana Filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina: "Vita haingana sady tsara" no tarigetran' ity trano fandrafetana ity 4 [1.13] filamatra na foto-kevitra kendrena hotratrarina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] idéal |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |