|
|
|
|

Teny iditra1  tarihina
Fototeny  2  tarika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Sintonina: Kalesy tarihin-tsoavaly
Taomina: Notarihin' ny naman-dratsy no nampiova an' iny tovolahy iny
Entina: Raha tarihin' olona sady mahay no manao ny marina ny firenena dia ho sambatra sy handroso
Atomboka sy tantanana, aingaina: Tariho ny fivavahana, ny hira
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be pulled; to be led
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] qu'on tire, qu'on conduit
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  12  anitriha, hanirita, hatariny, hatrainy, hiranita, hiriatan, hitairan, hitarany, hitarina, ihiratan, itarihan, itrahany, itraihan, nihaitra, nihirata, nitariha, nitraiha, tarihina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21