Teny iditra | 1 tari-joro |
Singan-teny | 2 tarika, zoro |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] fomba fitondran' ny olona ny lambany raha lava, izay ataony mitaritarika eny amin' ny tany ny zorony |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |