Teny iditra (1/5) | 1 taritarika |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] [duplicatif diminutif] |
Fototeny | 4 tarika |
Sampanteny |
|
Teny iditra (2/5) | 7 taritarika |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] asidra mahery |
Fanazavàna teny frantsay |
10 [1.3#686] acide tartrique |
Teny iditra (3/5) | 11 taritarika |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] [Taimoro]
Tady taretra lava be izay henjanina eo ambonin' ny tanimbary vao noketsaina ka misy kofehy singory isaky ny 10 sm; voasingotra amin' ireny kofehy kely ireny ny voronkely mitady hihinana ny vary vao noketsaina |
Fototeny | 14 tarika |
Teny iditra (4/5) | 15 taritarika |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 [1.196] [Taimoro]
(de tarika : nom des plantes lianoïdes). Leptadenia madagascariensis Decne. (Apocynaceae) |
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Teny iditra (5/5) | 20 taritarika |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
22 [1.196] [Betsileo]
D'après Dubois : champignon dangereux ; à ne pas toucher |
Voambolana |
23 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 24 taritarika, traitraika |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |