Teny iditra | taroma | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Hazo meloka mivolantsinana atohitohy hametahana ny hazofisaka amin' ny fanaovana botry [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: hazo | |
Fivaditsoratra | marato, matora, ramato, tamora, taroma |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |