Teny iditra tarotaroka (taroka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the tender shoots of plants. See laingo [Richardson 1885]
Famaritana frantsay les jeunes pousses des plantes, les jeunes feuilles fraîchement épanouies [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra taroka
Mpanahaka  laingo ~ tsaroka

2014/09/03