|
|
|
|

Teny iditra1  tarotaroka
Fototeny  2  taroka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Tsimoka na tsirin-javamaniry mbola tanora vao nitrebona, na ny ravina maitso vao namelana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  the tender shoots of plants. See laingo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6  les jeunes pousses des plantes, les jeunes feuilles fraîchement épanouies [1.3]
Voambolana  7  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  8  taroka
Mpanahaka  9  laingo, tsaroka

Fivaditsoratra  10 tarotaroka, 11 toratoraka, 12 traotraoka, 13 troatroaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19