Teny iditra tasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vilia kely atao tsikalan'ny kaopy: Tasin-kafe [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: tasse.

Teny iditra tasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Pentina mandoto: Tsy sahiko entina io lambako io fa misy tasy [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: tache.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31