|
|
|
|

Teny iditra1  tatahana
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Didiana na rovitina manaraka ny lavany: Notatahan' ny ankizy ny kibon' ny tanalahy
Asiana loaka na banga na tatatra: Notatahan' ny fokonolona haingana tao Ananona ny rano fa efa saiky vaky ny fefiloha
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be slit open
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] qu'on fend, qu'on entaille en longueur
Fototeny  6  tataka
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11  hatanata, hatatana, tatahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21