| Teny iditra | 1 Tatsinanana |
| Singan-teny | 2 t~, 3 atsinanana |
| Sokajin-teny | 4 anarana na tambinteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Enti-milaza ny olona avy any atsinanana. -- Raha ilazana ny fizaran' ny tany lehibe io teny fo, dia enti-milaza ny olona avy any amin' ny ilan' ny tany heverina fa iposahan' ny masoandro, toa an' i Japana, i Sina sy ny milahatra aminy rehetra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 the east people
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 les Orientaux
[1.5] 8 les gens de l'Est [1.8, 1.5] |
| Ohatra |
9 Samy ankolafin' ny tatsinanana i Bouddha sy Kaonfosiosy.
[2.296#37]
10 Ny sivilizasionina tandrefana sy tatsinanana samy velon-tsoratra eo. [2.285#110] 11 Ny "Andriamanitra" dia voalazan' ny mpahalala sasany fa avy amin' ny teny tatsinanana atao hoe "sanscrit. [2.285#76] |
| Mpanahaka | 12 tandrefana, 13 tatsimo, 14 tavaratra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|