|
|
|
|

Teny iditra1  tatsy ho atsy
Singan-teny  2  tatsy, ho, atsy
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Ohatra  4  tatsy ho atsy, dia matetika nihoatra ny laoniny ny fomba. [2.298]
5  tatsy ho atsy no nitaran' ny fialan-tsiny amin' ny tsy izy : mila ho lava noho ny tena resaka io amin' ny sasany, lasa fampiderana haingon-teny fotsiny. [2.285]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10