Teny iditra (1/2) | 1 Tavaratra |
Singan-teny | 2 t~, avaratra |
Sokajin-teny | 3 anarana na tambinteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza ny olona avy any avaratra [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 the north people [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 les gens du nord [1.8, 1.5] |
Ohatra |
7 Foko telo ny mponina tamin' izany : Ny tavaratra, Ny Tsikoa, Ny Tatsimo [2.113#21] 8 Ny maintingoro tsy misehoseho foana fa ao raha, hoy ireo Betsimisaraka tavaratra. [2.643#57] 9 Tonga nananika an'Ambohitrabiby ny Sihanaka sy ny Bezanozano nampian'ny tavaratra. [2.508#342] |
Teny iditra (2/2) | 10 tavaratra |
Singan-teny | 11 t~, avaratra |
Sokajin-teny | 12 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
13 (de avaratra : au nord). Nom général des végétaux qui aiment le nord, c'est-à-dire l'exposition la plus ensoleillée, nous sommes dans l'hémisphère sud et le soleil passe au nord à midi. Suivant les dialectes, ce nom a été relevé pour : 14 Antidesma petiolare var. brachyscyphum (Baker) Leandri (Phyllanthaceae). Petits fruits charnus, comestibles, utilisés aussi pour produire de l'alcool après fermentation ; Rhodolaena bakeriana Baill. (Sarcolaenaceae). Réf. Service Forestier 8357. [Tankarana] 15 Potameia crassifolia Kosterm. (Lauraceae). [Sihanaka] 16 Potameia incisa Kosterm. et Beilschmiedia madagascariensis (Baill. ) Kosterm. (Lauraceae). [Betsimisaraka] 17 Potameia rubra Kosterm. (Lauraceae) ; trichilia ou Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 14165 ; voir aussi tavaratrafotsy, Clerodendrum macrocalycinum Baker et Clerodendrum arenarium Baker (Lamiaceae). Arbustes à fleurs très décoratives. [Bezanozano] 18 Potameia chartacea Kosterm. (Lauraceae). [Tanala] 19 Potameia reticulata Kosterm. (Lauraceae). [Betsileo] 20 Ravensara perrieri Dubard & Dop (Lauraceae). [Bara] [1.196] |
Voambolana |
21 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 26 Tavaratra, tavaratra, Tavaratra, tavaratra |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/03 |