Teny iditra tave
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] toerana nodiovina hambolem-bary [Rakotosaona 1972]

Teny iditra tave
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taimoro] voakapa ho tavy [Rakotosaona 1972]

2009/09/01