Teny iditra | tave | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Toerana nodiovina hambolem-bary [1.78] | |
Teny iditra | tave | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Voakapa ho tavy [1.78] | |
Fivaditsoratra | tave, teva, veta |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |