Teny iditra tavilotra
Sokajin-teny anarana
Famaritana frantsay têt de pot cassé [Abinal 1888]
Ohatra 
1tsinona, satria tapa-by, loha-lefona harafesiny, tavilotra, vakim-bilany, toa tsy misy vidiny. [Ravelomanana: Lalana, takila 37]
2Tsy nisy heviny toy ny vakin-tavilotra diso fipetraka ny sila-bolana tsinan-kateloana raha tsy hitaratra ny fisahondrahondran' ny volony. [Andriamalala: Taolambalo, takila 99]
Teny nalaina 

2017/05/21