Teny iditra tavin-kena (tavy, hena)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana frantsay la graisse de la viande [Abinal 1888]
Ohatra Ary ny tavinkena dia alaina angalana menaka. [Callet: Tantara, takila 166]
Teny nalaina 

2014/11/19