| Teny iditra | 1 tavoahangy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fitoeran-drano vita amin' ny tamaboho, izay lavalava boribory ny bikany ary misy tendany na vozony teritery: Tavoahangim-panafody
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 bouteille
[1.13] |
| Ohatra |
5 Ny rano-mangahazo natao anaty tavoahangy koa.
[2.472#15]
|
| Fikambanana | 6 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|