|
|
|
|

Teny iditra1  tay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Loto maimbo mivoaka amin' ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsy levona avy amin' ny sakafo nohanina: Lava-tay
Loto amin' ny...: Tain-koho, taintsofina
Faika: Tain-kafe.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] dung, excrement (vulgar); refuse;
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] excrément (mot grossier); ordure, déchet
Voambolana  6  Haiaina
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  77  Ohabolana misy io teny tay io

Fivaditsoratra  78  atỳ, aty, ita, tai, tay, tia

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02