|
|
|
|

Teny iditra 1  tay
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Loto maimbo mivoaka amin' ny vavafivalanana, zay tsy inona fa faika tsy levona avy amin' ny sakafo nohanina: Lava-tay
4 Loto amin' ny...: Tain-koho, taintsofina
5 Faika: Tain-kafe. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 dung, excrement (vulgar); refuse; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 excrément (mot grossier); ordure, déchet [1.8]
Voambolana  8  Haiaina
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 77 misy ny teny how tay
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  11 aty, atỳ, 12 ita, tay, 13 tia

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/25