Teny iditra |
te-
|
Sokajin-teny | kianteny
|
Famaritana malagasy | Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [Rajemisa 1985]
|
Fandikana anglisy | a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [Richardson 1885]
|
| prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as :
te-hijery: to want to look [Hallanger 1973]
|
Fandikana frantsay | préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.:
te-hijery: vouloir regarder [Hallanger 1974]
|
Endriteny |
|
Mpanahaka |
ta- ~
ti- |
|
Teny iditra |
te
 |
Sokajin-teny | mpisolo anarana
|
Famaritana frantsay | ise, ialahy; indry, indriako, itena: [...] [tohiny Rakotonaivo 1993]
|
|
Teny iditra |
Te
 |
Sokajin-teny | anarana (eva)
|
Fandikana malagasy | Singa mivaingana, faha-52 amin'ny firaketan'i Mendeleiev.
[3.1]
|
Fandikana anglisy | Tellurium. [3.1]
|
Fandikana frantsay | Tellure. [3.1]
|
Voambolana |
|