|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  te-
Sokajin-teny  2  kianteny
Fanazavàna teny malagasy  3  Fanafohezana ny "Tia", izay apetraka eo alohan' ny matoanteny milaza fanirianahanao ilay asa lazain' ny matoanteny, ka ny ta no ampiasaina raha manomboka amin' ny Ha ny milaza ny ho avin' ilay matoanteny ary ny Te raha manomboka amin' ny i: Ta hatory, Te hisotro, Te hody [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a contraction of the verb Tia, which is joined to verbs in the future tense, as: te-hijery: to wish to look [1.2]
5  prefix, a contraction of tia, to love; used before other verbs, as : te-hijery: to want to look [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  préfixe, abréviation de tia, aimer; se met devant le futur des verbes; ex.: te-hijery: vouloir regarder [1.8]
Haiendriteny 
7  Tsotra :
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny kianteny rehetra

Teny iditra (2/3)10  te
Sokajin-teny  11  mpisolo anarana
Fanazavàna teny frantsay  12  ise, ialahy; indry, indriako, itena: va, je ne te hais point, ndeha, tsy halako akory ise [1.66]
Tsanganana sy sary iray takila  13  Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (3/3)14  Te
Sokajin-teny  15  anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  16  Singa mivaingana, faha-52 amin'ny fisokajiana miherina. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  17  Tellurium. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  18  Tellure. [3.1]
Voambolana  19  Simia
Tsanganana sy sary iray takila  20  Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/07