Teny iditra teatira
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fampisehoana an-tsehatra tantara mampangitakitaka na mampahonena na mampihomehy, izay velomin' olona hita mihetsika sy miresaka toy ny amin' ny fiainana andavanandro izao: Mijery teatira [1.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: théatre.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/26