Teny iditra teboka roa (teboka, roa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy mari-pijanonan-tsoratra fampiasa:
¶ -a) eo alohan' ny fitanisan-javatra: Misy efatra ny zoron-trano: ny zoro firarazana, ny zoron' akoho, ny zorom-baravarambe, ny zorom-baravarankely
¶ -b) alohan' ny fehezanteny manazava na mamelabelatra hevitra na teny iray eo aloha: Ny nanaovako izany dia izao: tsy riako ho fantatry ny olona aho
¶ -d) raha mamerina teny nolazain' olona: Hoy Andrianampoinimerina hoe: "Ny ranomasina no valampariako" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy colon [3.1]
Famaritana frantsay deux points [Rajaonarimanana 1995, SLP 1986]
Voambolana 
Mpanahaka  teboka telo ~ teboka aman-paingo ~ teboka famaranana
Tsanganana sy sary iray takila Mari-tsoratra

2014/11/19