Teny iditra tefahina (tefaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Asiana tefaka na tehamaina, kapohina: Nahoana no tefahinao ny zanako
¶ Asiana teny maharary [Rajemisa 1985]
Endriteny 
tefahina
tefahiko
tefahinao
tefahiny
tefahintsika
tefahinay
tefahinareo
tefahin'
tefahin-
tefahim-
tefahi-
notefahina
notefahiko
notefahinao
notefahiny
notefahintsika
notefahinay
notefahinareo
notefahin'
notefahin-
notefahim-
notefahi-
hotefahina
hotefahiko
hotefahinao
hotefahiny
hotefahintsika
hotefahinay
hotefahinareo
hotefahin'
hotefahin-
hotefahim-
hotefahi-
tefaho

2010/05/14