Teny iditra tefena (tefy)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy (metaly) Amboarina: Notefen' iza iny firavakao iny
¶ Asiana (totohondry): Notefeko ny totohondry ny anao iahy ka nitsirara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to be shaped (of clay); to be forged (of iron); to be made up with intent to deceive [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qu'on façonne d'argile; qu'on forge; qu'on invente pour tromper les gens [Hallanger 1974]
Endriteny 
tefena
tefeko
tefenao
tefeny
tefentsika
tefenay
tefenareo
tefen'
tefen-
tefem-
tefe-
notefena
notefeko
notefenao
notefeny
notefentsika
notefenay
notefenareo
notefen'
notefen-
notefem-
notefe-
hotefena
hotefeko
hotefenao
hotefeny
hotefentsika
hotefenay
hotefenareo
hotefen'
hotefen-
hotefem-
hotefe-
tefeo

2012/09/12