Teny iditra tefintefina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Hamailamailahana sy fipentsompentsonana hitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay loquacité, babil, empressement pour parler, pour se mêler des affaires d'autrui [Abinal 1888]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31