Teny iditra | 1 teha-dolo |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] ilazana aretina mampivonto ny hodimaso tampoka, ary noheverin'ny Ntaolo fa voakasiky ny lolo na matoatoa na angatra no nahatonga izany |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [2.415#114] Le gonflement de la paupière, c' est un soufflet donné par un esprit. C'était une croyance malgache |
Voambolana |
5 Fahasalamana 6 Fivavahana, finoana |
Singan-teny | 7 tehaka, lolo |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |